Fianakaviana sy fanambadiana

Fianakaviana sy fanambadiana

Ity dia fampianarana misy lohahevitra ho an’ny fanambadiana na ho an’ny olona mikasa ny hanambady tsy ho ela. Mampiasa ny endriky ny fitiavan’i Jesosy Kristy Tompo ny fiangonany Andriamanitra mba hanazavana ny fitiavana tsy maintsy ananan’ny lehilahy amin’ny vadiny. Hianarantsika ny fatorana misy eo amin’ny fanambadiana: fototra ara-panahy, fitaovam-pifandraisana, fifanarahana, fitiavana, ny fientanam-po amin’ny maha iray, fahatakarana ary ny firaisana ara-nofo amin’ny fanambadiana sambatra ho fanehoana mahafaly ny firaisan-tsaina.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

hahazoana hevi-javatra

Author: malagasy@auth

Fahatakarana (Fizarana 2)

Author: malagasy@auth

Comments are closed.