Korintiana voalohany sy Korintiana faharoa

Korintiana voalohany sy Korintiana faharoa

Ny taratasin’i Paoly ho an’ny fiangonana tany Korinto dia nosoratana ho an’ny fiangonana iray fantany tsara. Nanoratra izy mba hanitsiana ireo olana henony momba ny fiangonana sy hampianarana sy hanitsiana ny mpino amin’ny finoany. Misy lesona manan-danja ho an’ny fiangonana ao anatin’ireo boky ireo, indrindra momba ny latabatry ny Tompo sy ny fanomezam-pahasoavana ara-panahy.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

Voazarazara ve i Kristy?

Author: malagasy@auth

Ny asan’ny Unction

Author: malagasy@auth

Ny fototry ny Charisma

Author: malagasy@auth

Ny asan’ny minisitra

Author: malagasy@auth

Ny mangarahara ny minisitra

Author: malagasy@auth

Comments are closed.