Teny fampidirana ho an’nyTestamenta Vaovao: Matio

Teny fampidirana ho an’nyTestamenta Vaovao: Matio

Ny boky efatra voalohany amin’ny Testamenta Vaovao dia antsoina hoe “evanjely” izay midika hoe “vaovao mahafaly”. Izy ireo dia fototry ny fanambarana ny drafitra mandrakizain’Andriamanitra hanavotana sy hamonjena ny olombelona very. Matetika izy ireo dia antsoina hoe biografia satria samy milaza ny tantaran’i Jesosy, ny fahaterahany, ny asa fanompoany, ny fahafatesany ary ny fitsanganany tamin’ny maty. Ny vaovao mahafaly aambaran’ny Evanjely dia ny fahatongavan’iJesosy, ary Izy dia sady Mpamonjy no Mpanjaka, ary afaka fantatry ny olona fa marina izany satria nanangana Azy tamin’ny maty Andriamanitra. Ity fizarana ity dia mifantoka manokana amin’ny evanjely lava indrindra amin’ny evanjely efatra, dia ny Evanjelin’i Matio.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

Ny paikadin’ny Mpamonjy

Author: malagasy@auth

Ho tonga anie ny Fanjakanao

Author: malagasy@auth

Ny krizin’i Kristy

Author: malagasy@auth

Fahamarinana mifandray

Author: malagasy@auth

Voa, tany ary zanaka

Author: malagasy@auth

Comments are closed.