Mpaminany lehibe: Isaia – Daniela

Mpaminany lehibe: Isaia – Daniela

Ireo mpaminanin’ny Israely dia lehilahy avy amin’ny fiaviana maro samy hafa izay nantsoina mba hiteny amin’ny anaran’Andriamanitra. Nampianatra ny olona ny mpaminany ary ny ankamaroan’izy ireo dia nampitandrina ny amin’ny fanamelohana ho avy, izay vokatry ny tsy fahatokian’ny Israely tamin’ny fanekeny tamin’Andriamanitra. Ao anatin’ireo fampitandremana rehetra ireo, mandritra ny fotoana maizina indrindra nodiavin’ny vahoakan’Andriamanitra, dia misy hafatra momba ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny fanantenany, dia ny fahasoavan’Andriamanitra amin’ny fanomezana ny famelan-keloka sy ny fanantenana momba Ilay Mesia ho avy.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

Ny Manifesto ny Mesia

Author: malagasy@auth

Andian-tsofina

Author: malagasy@auth

Taolana maina

Author: malagasy@auth

Nino i Babylona

Author: malagasy@auth

Comments are closed.