Mpaminany madinika: Hosea – Malakia

Mpaminany madinika: Hosea – Malakia

Tsy “madinika” velively akory ireo Ireo mpaminany ao anatin’ity vondrona ity raha ny lanjan’ny teny nentiny no resahina. Io famaritana io dia manondro fotsiny ny halavan’ny boky tsirairay, izany hoe fohifohy kokoa noho ny an’ny mpaminany “lehibe” izy ireo. Ireo Mpaminany madinidinika diaahitana ny fiainamn’ny mpaminany samy hafa, avy amin’ny sehatra ara-tsosialy samihafa sy avy amin’ny faritra samihafa amin’ny fanjakan’ny Isiraely, izay, tahaka ireo Mpaminany lehibe, dia nampiasain’Andriamanitra hitondra ny hafatry ny fampitandremana sy ny fampihavanana amin’ny vahoaka voafidiny.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

Ny traikefan’i Edoma

Author: malagasy@auth

Ny Mpaminany Politika

Author: malagasy@auth

Ho-hum na Nahoma

Author: malagasy@auth

Andriamanitra Voalohany

Author: malagasy@auth

Afantoha ny Finoanao

Author: malagasy@auth

Apokalipsy Ankehitriny

Author: malagasy@auth

Izay hitanao no azonao

Author: malagasy@auth

Miverina amin’ny chat

Author: malagasy@auth

Comments are closed.