Epistilin’i Paoly: Galatiana – II Timoty

Epistilin’i Paoly: Galatiana – II Timoty

Ity fizarana ity dia mirakitra bebe kokoa an’ireo taratasin’i Paoly ho an’ny fiangonana maro any Azia Minora ary koa ny olona sasany izay niara-niasa tamin’i Paoly. Ireo boky ireo dia misy fifangaroan’ny fampianarana sy fampitandremana, fiderana sy fananarana. Ny lohahevitr’ireto boky ireto dia ny fanomezana tori-làlana ho an’ny fiangonana. Ny fiangonana maneran-tany dia miantehitra betsaka amin’ny torolàlana ao anatin’ireto boky ireto hahalalany ny fomba fiasan’ny fiangonana sy izay olona mahafeno fepetra ara-panahy hitarika sy hitantana azy ireo.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

Charisma ao amin’i Kristy

Author: malagasy@auth

Rags sy Robes

Author: malagasy@auth

Kristy Voalohany

Author: malagasy@auth

Ny Fanantenana Sambatra

Author: malagasy@auth

Comments are closed.