Tononkalo: Joba – Tononkiran’i Solomona

Tononkalo: Joba – Tononkiran’i Solomona

Ny Tenin ‘Andriamanitra dia ahitana boky poetika dimy, izay fantatra amin’ny anarana hoe “bokin’ny fahendrena” na “fahendrena”: Joba, Salamo, Ohabolana, Mpitoriteny ary Tononkiran’i Solomona Ao anatin’ireo boky ireo, dia miresaka amin’ny fon’ny olony Andriamanitra rehefa mijaly izy (Job), rehefa mivavaka izy (Salamo), rehefa miatrika fanapahan-kevitra eo amin’ny fiainana izy (Ohabolana), rehefa miahiahy izy (Mpitoriteny) ary rehefa miresaka momba ny fitiavana eo amin’ny fanambadiana izy (Tononkiran’i Solomona). Ny fanirian’Andriamanitra dia ny mba hiovantsika avy ao anaty mankeny ivelany, ireo boky ireo dia miresaka momba ny lafi-piainanan’ny olona manokana ary manome torolàlana momba ny fomba fiainana araka an’Andriamanitra.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

Marary Fo

Author: malagasy@auth

Mampandry ahy Izy

Author: malagasy@auth

Sambatra ny rehetra

Author: malagasy@auth

Ny Fiavian’ny Fivavahana

Author: malagasy@auth

Andramo ary jereo

Author: malagasy@auth

Ny fahendren’i Solomona

Author: malagasy@auth

Hafatra Farany nomen’i Solomona

Author: malagasy@auth

Tia ahy Jesosy

Author: malagasy@auth

Comments are closed.