Genesisy sy Eksodosy

Genesisy sy Eksodosy

Ny Genesis sy ny Eksodosy no boky roa voalohany ao amin’ny Baiboly ary ireo koa no boky roa voalohany amin’ny boky dimy izay mandrafitra ny Torah. Ny Genesis dia manomboka amin’ny fitantarana momba ny famoronana ary mampianatra fa Andriamanitra no Ilay namorona ny zava-misy rehetra. Ity boky ity koa dia mampianatra momba ny fiantsoan’Andriamanitra an’i Abrahama sy ny fomba hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany amin’ny alàlan’ny taranany. Ny Bokin’ny Eksodosy dia mitantara ny fanandevozana ny vahoaka voafidin’Andriamanitra – Isiraely – tany Egypta ary ny fomba nanafahan’Andriamanitra azy ireo tamin’izany fanandevozana izany tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.

Lessons

Lesona azo trandrahana:

Tanjon’ny Baiboly

Author: malagasy@auth

Azo itokisana ve ny famoronana?

Author: malagasy@auth

Aiza ianao?

Author: malagasy@auth

Aiza ny Rahalahinao?

Author: malagasy@auth

Ny Rain’ny Finoana

Author: malagasy@auth

Iza ianao?

Author: malagasy@auth

Andriamanitra Izay mibaiko

Author: malagasy@auth

Tsiambaratelo ara-panahy efatra

Author: malagasy@auth

Ny fitsipiky ny fanafahana

Author: malagasy@auth

Comments are closed.