Firaisana ara-nofo (Fizarana 2)

Andriamanitra dia nikasa ny firaisana ara-nofo ho amina tanjona maro. Ny iray amin’ireo tanjona voalohany dia ny fananana taranaka, natao ho fitaovana hiresahan’ny mpivady ihany koa izany. Indrisy anefa fa izay nokasain’Andriamanitra hanehoana fifaliana amin’ny firaisana matetika no lasa iray amin’ireo sakana lehibe indrindra amin’ny fampiraisana ny mpivady. Asehon’ny Tenin’Andriamanitra amintsika izay tokony ho toe-tsaina sy ny andrasana amintsika momba ny firaisana ara-nofo eo amin’ny sehatry ny fanambadiana sy ny fianakaviana notendren’Andriamanitra; mba hitondra fahafaham-po sy fahafinaretana hoan’ny mpivady izany.

Audio Lesson:

Back to: Fianakaviana sy fanambadiana

Hametraka valiny