Soatoavina ara-panahy

Iray amin’ireo antony mahatonga ny olona hanana olana be dia be ny tsy fananany soatoavina marina. Ny mpianatra manana toe-tsaina tsara ao anatiny dia miaina amin’ny soatoavina marina. Izany no mahatonga azy ireo hanana ilay dindo amin’ny maha sira sy fahazavana eo amin’izao tontolo izao; satria ny vaindohan-draharahany dia ny mifototra amin’ny fiainana mandrakizay fa tsy ny harena eto an-tany.

Audio Lesson:

Back to: Toriteny teny an-tendrombohitra

Hametraka valiny