Nahoana Isika no Mianatra ny Tantara Hebreo?

Azo lazaina hoe boky tantara avokoa ireo boky fito ambin’ny folo voalohany ao amin’ny Testamenta Taloha. Fa nahoana tokoa moa isika no tokony hianatra ny tantaran’io firenena kelin’ Israely io? Ny antony iray amin’izany dia ny fitadiavana ohatra sy fampitandremana ho an’ny fiainantsika. Rehefa nankatò ny Tenin’Andriamanitra ry zareo Hebreo, dia nitahy azy ireo Andriamanitra, ary ohatra azontsika raisina izany. Rehefa tsy nankatò izy ireo dia niaina teo ambanin’ny ozon’Andriamanitra, ary ny fiainany dia fampitandremana ho ahy sy ho anao.

Audio Lesson:

Back to: Tantara: Mpitsara – Estera

Hametraka valiny