Ny Fanjakan’Andriamanitra

Inona no atao hoe Fanjakan’Andriamanitra? Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny fanjakan’Andriamanitra dia fanjakana ara-bakiteny sy ara-tantara ary ara-jeografika izay nanjakan’Andriamanitra, ary Andriamanitra mihitsy no te ho mpitondra tokana. Nandà an’Andriamanitra ho mpanjakany anefa ny vahoaka ary nangataka mpanjaka olombelona, ary nahazo tokoa izy ireo. Matetika dia nampalahelo ny vokany. Manazava antsika ny hevitry ny Fanjakan’Andriamanitra sy ny fifandraisany amin’ny Testamenta Vaovao sy ny fiainantsika izany.

Audio Lesson:

Back to: Tantara: Mpitsara – Estera

Hametraka valiny